| Entry (1/9) | 1 alo |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
15 Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta
16 Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana 17 Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia 18 Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [1.1] |
| Explanations in English |
19 a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used
[1.2] |
| Explanations in French |
20 Intermédiaire, messager
21 Les liens qui servent à séparer les fils avant le tissage 22 Action de transvaser le riz, la sauce, les mets de la marmite dans les assiettes 23 Action de plonger dans la sauce le riz qu’on a dans sa cuillère [1.3#23] |
| Combinations | 24 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alo |
| Entry (2/9) | 25 alo |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in Malagasy |
27 [Taisaka] famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny
[1.78] |
| Entry (3/9) | 28 alo |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 tevana, fampana
[1.1] 31 lohasaha kely ambony toerana [1.13] |
| Explanations in French |
32 [Tankarana] précipice.
[1.19] 33 talweg d'altitude [1.13] |
| Vocabulary | 34 Geography: (in general) |
| Synonyms | 35 lohalo |
| Entry (4/9) | 36 alo |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in Malagasy |
38 [Betsileo] tadin-drano, onja
[1.78] |
| Combinations | 39 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alo |
| Entry (5/9) | 40 alo |
| Part of speech | 41 noun |
| Explanations in Malagasy |
42 Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka
[1.1] |
| Explanations in French |
43 Nom d’une maladie d’enfants
[1.3#23] |
| Vocabulary | 44 Health |
| Combinations | 45 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alo |
| Entry (6/9) | 46 alo |
| Part of speech | 47 noun |
| Explanations in Malagasy |
48 [Betsimisaraka+Sihanaka+Tambahoaka+Taimoro] fanoto
[1.78] 49 [Antemoro] Fanoto hazo [1.1] |
| Explanations in English |
50 In the provinces it means a pestle.
[1.2] |
| Explanations in French |
51 pilon
[1.78] |
| Vocabulary | 52 Tools |
| Entry (7/9) | 53 alo |
| Part of speech | 54 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in French |
59 [Vezo] Jalousie, opposition --> farahy, rahamba, tafike, toha, tohetse
[1.68] |
| Entry (8/9) | 60 alo |
| Part of speech | 61 noun |
| Explanations in Malagasy |
62 [Bara] fifanandroana
[1.78] |
| Entry (9/9) | 63 alo |
| Part of speech | 64 noun |
| Explanations in Malagasy |
65 Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy
[1.1] |
| Vocabulary | 66 Zoology: mammals |
| Analogs | 67 aiay, 68 amboanala, 69 antima, 70 endrina, 71 gidro, 72 maky, 73 sifaka, 74 varika |
| Anagrams | alo, 75 lao, 76 loa, 77 ola |
| Updated on 2026/04/22 |
|