|
|
|
|

Entry1  alozina (alo)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana
4  Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto
5  Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo [1.1]
Explanations in English  6  to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word alozina

Anagrams  12  alozina, lazoina, lozaina, loziana

Updated on 2023/01/20