Entry 1/2 miaina (aina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Explanations in English To live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
 To breathe; to live [1.7]
Explanations in French Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
Se retirer, se dilater
Fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
 Respirer; vivre [1.8]
Examples 
1tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
2Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Morphology 
Present : miaina, miam-, mian-
Past : niaina, niam-, nian-
Future : hiaina, hiam-, hian-
Imperative : miainà
Compound words 
Proverbs 

Entry 2/2 miainà (aina)
Part of speech imperative of active verb miaina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]

Updated on 2023/06/20