|
|
|
|

Entry1  menatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] shamed; bashful
5  [1.2] disgraced, sulky
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] avoir honte, être timide
7  [1.3] être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [meñatra] être timide, avoir honte
Examples  9  [2.131] fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona
10  [2.324] Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony
11  [2.472] nahatsiaro menatra izany izahay
12  [1.3] menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous)
13  [1.3] tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur)
14  [1.3] aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir)
Root  15  henatra
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Analogs  23  kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word menatra

Anagrams  32  anetram, manetrà, manetra, menatra, nametra, nateram

Updated on 2025/04/13