Entry sakodiavatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Mitovy hevitra: saikatra ~ sanganehana ~ vaka [1.1]
Explanations in English Hesitant, doubting, perplexed [1.7]
Explanations in French Perplexe, qui hésite [1.8]
Examples Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471]

Updated on 2020/07/31