Entry matotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tomady, matanjaka
Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1]
Explanations in English Stout, muscular, powerful [1.2]
Explanations in French Robuste [1.3, 1.5]
 Musculeux [1.3]
 Mûr [1.5]
Examples 
1Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022]
2Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245]
3Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285]
Morphology 
Simple : matotra
Prefixed : mato-
Derivatives 
 
Compound words 

Updated on 2023/09/25