Entry fahamatorana (matotra)
Part of speech noun
Explanations in French Maturité [1.5]
Examples Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27]
Morphology 
Simple : fahamatorana, fahamatorako, fahamatoranao, fahamatorany, fahamatorantsika, fahamatoranay, fahamatoranareo, fahamatoran', fahamatoran-, fahamatoram-, fahamatora-
Prefixed : -pahamatorana, -pahamatorako, -pahamatoranao, -pahamatorany, -pahamatorantsika, -pahamatoranay, -pahamatoranareo, -pahamatoran', -pahamatoran-, -pahamatoram-, -pahamatora-

Updated on 2023/01/20