Entry | masim-bava | |
Elementary words | masina ; vava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy [1.1] | |
Examples | Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava.
[1.381] | |
Updated on 2023/06/14 |