|
|
|
|

Entry (1/2)1  manongana
Root  2  ongana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha
Explanations in English  5  [1.2] to thrown down, to reduce, to expel.
6  [1.7] to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace
Explanations in French  7  [1.8] jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mamotitra, manohoka, mampifamadika, manatsingoloka, manatsontsorika, manatotongana

Entry (2/2)13  manongàna
Root  14  ongana
Part of speech  15  imperative of active verb manongana [Full list]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21