| Entry | 1 mamotitra |
| Root | 2 fotitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
9 Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to invert
11 to curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] 12 to turn end for end [1.7] |
| Explanations in French |
13 inverser
[1.8] |
| Updated on 2026/04/19 |
|