Entry (1/3) | 1 manombina |
Root | 2 tombina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 manombina |
Root | 10 sombina |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 Maka manala ilany kely: Manombin-kena 13 Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 19 manombìna |
Root | 20 sombina |
Part of speech | 21 imperative of active verb manombina |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] |
Explanations in French |
23 [1.3] |
Tables and plates |
24 All the active imperatives |
Anagrams | 25 manombina, manombìna, manombina, manombìna |
Updated on 2023/10/12 |