|
|
|
|

Entry (1/3)1  manokana
Root  2  tokana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
5  tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French  6  propre; particulier [1.13]
Examples  7  Misy menaka fanosotra manokana ihany koa. [2.424#]
8  Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117#]
9  Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643#]
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/3)16  manokana
Root  17  tokana
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
20  Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)26  manokàna
Root  27  tokana
Part of speech  28  imperative of active verb manokana
Explanations in Malagasy  29  [1.1]
Tables and plates  30  All the active imperatives

Anagrams  31  amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakona, manakòna, manankoa, manokana, manokàna, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka, amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakona, manakòna, manankoa, manokana, manokàna, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka

Updated on 2024/07/26