|
|
|
|

Entry 1  manohitra
Root  2 tohitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
9 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
10 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho
11 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1]
12 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Explanations in French  13 contrarier [1.13]
Examples  14  Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#]
15  Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#]
16  Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38#821]
Analogs  17  mamaly, 18  manao valy boraingona, 19  manao valy boribory, 20  manao valy matevina, 21  manao vato manoha riana, 22  manao vola manoha randrana, 23  mandà, 24  mandrava laka, 25  maniho, 26  manipaka, 27  manohana, 28  manosibohon-tanana, 29  mianjona, 30  mibohy, 31  mibohika, 32  mibohitra, 33  midrikina, 34  mihenahena, 35  mihifika, 36  mihirihiry, 37  mikahankahana, 38  mikibohitra, 39  misitra, 40  mitohitra, 41  mitsipaka, 42  mitsivalana
Combinations  43  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manohitra
Proverbs  44  Proverbs containing that word

Anagrams  45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina

Updated on 2026/04/22