|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihenahena
Root  2 henahena
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
9 Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
10 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
11 Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 13  mihenahenà
Root  14 henahena
Part of speech  15  imperative of active verb mihenahena [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihenahena, mihenahenà, 16 minehaneha, minehanehà

Updated on 2026/08/15