Entry mitsipaka (tsipaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely
Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka
Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo
Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1]
Morphology 
Present : mitsipaka
Past : nitsipaka
Future : hitsipaka
Imperative : mitsipaha
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/25