Entry manentan-tsy ritra
Elementary words manentana ; tsy ; ritra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona maimaika sy taitaitra, ka zavatra mbola tsy tonga amin' ny ilana azy akory dia lazaina fa vita, toy ny vary, na laoka mbola tsy ritra dia entanina na bataina hiala eo am-patana
(ara-bakiteny) Mibata vary na laoka ao am-bilany mbola tsy masaka na ritra) manao zavatra maimaika [1.1]

Updated on 2023/08/07