|
|
|
|

Entry (1/2)1  manentana
Root  2  entana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany?
5  Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary [1.1]
6  manainga, manetsiketsika [1.13]
Explanations in French  7  soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir [1.3#127]
8  sensibiliser [1.13]
Examples  9  manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445#]
10  Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#]
11  Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)17  manentàna
Root  18  entana
Part of speech  19  imperative of active verb manentana
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Tables and plates  21  All the active imperatives

Anagrams  22  manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna, manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna

Updated on 2024/06/03