|
|
|
|

Entry 1  entana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio
24 Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby
25 Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao
26 Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy
27 Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga
28 Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana) [1.1]
Explanations in English  29 a burden; baggage [1.7]
Explanations in French  30 fardeau, bagage, marchandise [1.3, 1.8]
31 paquet, ballot, effets, charge
32 parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge [1.3]
Examples  33  Dia efa tahaka izao ny toetr' ireo entana ireo? [2.471]
34  Ary inona kosa ity entana anaty gony nentinareo niditra ity ? [2.472]
Analogs  35  anentana, 36  loloha
Combinations  37  23 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word entana
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Anagrams  39 antena, entana, 40 Etnàna

Updated on 2026/04/22