|
|
|
|

Entry 1  manenona
Root  2 tenona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
9 Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [1.1]
Explanations in English  10 to weave [1.7]
Explanations in French  11 tisser [1.8]
Examples  12  Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472#87]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21