Entry mamoly (foly)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy
Mitovy hevitra: manady ~ manasina ~ manira [1.1]
Explanations in English To spin thread [1.7]
Explanations in French Filer [1.8, 1.5]
Examples Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437]
Morphology 
Present : mamoly
Past : namoly
Future : hamoly
Imperative : mamolesa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20