|
|
|
|

Entry mahandro (handro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo. [1.1]
Explanations in English To cook [1.7]
Explanations in French Faire cuire, cuisiner [1.8]
Examples 
1ady mamafa trano izy no mahandro vary. [2.442]
2manarana ny mahandro vary amin' ny saba vy. [2.285]
Morphology 
Present : mahandro
Past : nahandro
Future : hahandro
Imperative : mahandroa, mandrahoa

Updated on 2023/10/18