|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manenina
Root  2 nenina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
9 Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Explanations in English  10 to regret [1.2, 1.7]
11 to rue, to grieve at, to lament. [1.2]
12 to repent [1.7]
Explanations in French  13 se repentir, avoir des remords [1.8]
Examples  14  Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#]
15  Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#]
Vocabulary  16  Emotions
Combinations  17  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manenina
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 19  manenina
Root  20 tenina
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22 [Antambahoaka] manenona [1.78]

Updated on 2026/04/21