|
|
|
|

Entry 1  nenina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
10 Fibebahana amin' ny hadisoana natao
11 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1]
Explanations in English  12 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2]
13 regret [1.7]
Explanations in French  14 regret, remords [1.8]
Examples  15  na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
16  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583#4]
Vocabulary  17  Emotions
Analogs  18  enjehin' ny fieritreretana, 19  fay, 20  manaiki-molotra, 21  mandray ny kiho, 22  manongo tena, 23  mibarara, 24  mijery soratr' omby an-tanàna, 25  mitohy fangoka, 26  Mitohy sakay, 27  mitomany tena, 28  mitsapa farahatoka, 29  nahita faisana
Combinations  30  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word nenina
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22