| Entry (1/3) | 1 mandonaka |
| Root | 2 donaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy
[1.1] |
| Examples |
9 Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako.
[2.117#]
|
| Entry (2/3) | 10 mandonaka |
| Root | 11 donaka |
| Part of speech | 12 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
17 Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena
[1.1] |
| Explanations in English |
18 to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke
[1.7] |
| Explanations in French |
19 enfumer
[1.3] 20 donner de la fumée; enfumer [1.8] |
| Entry (3/3) | 21 mandonaka |
| Root | 22 donaka |
| Part of speech | 23 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
28 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io
[1.1] |
| Explanations in French |
29 battre
[1.3] |
| Anagrams | 30 manandoka, mandonaka, 31 mankandoa |
| Updated on 2026/04/20 |
|