|
|
|
|

Entry (1/2)1  donaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
Explanations in English  4  smoke from a fire [1.7]
Explanations in French  5  fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]
6  fumée [1.8]
Examples  7  Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253]
8  Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508]
Morphology 
9  Simple :
Compound words 
Titles  11  Dona-tsetroka (Andriarimalala René)

Entry (2/2)12  donaka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  vono na kapoka atao [1.1]
Explanations in French  15  coup [1.3]

Anagrams  16  adonak, andako, andoka, danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna, nadako, nodaka

Updated on 2023/08/26