| Entry | 1 mandavaka |
| Root | 2 lavaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
9 Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [1.1] |
| Explanations in English |
10 to make a hole, to scoop out
[1.2] 11 to dig a hole into [1.7] |
| Explanations in French |
12 faire un trou ou une fosse
[1.8] |
| Examples |
13 Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka.
[2.895#]
14 mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. [2.445#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|