|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandevona (levona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika
4  Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona
5  Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto
6  Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano
7  Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika [1.1]
Explanations in English  8  to consume, to destroy; to dissolve, to digest [1.7]
Explanations in French  9  détruire, anéantir; dissoudre, digérer [1.8]
Examples  10  Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny. [2.606#]
11  Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/2)16  mandevòna (levona)
Part of speech  17  imperative of active verb mandevona
Explanations in Malagasy  [1.1]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  manandevo, mandevona, mandevòna, manandevo, mandevona, mandevòna

Updated on 2023/01/20