|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandainga (lainga)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
4  (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
5  Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
Explanations in English  6  to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
7  to lie, to be deceitful [1.7]
Explanations in French  8  mentir, être faux [1.8]
Examples  9  mandainga tsotra izao! [2.928#]
10  Izaho tsy mba mandainga! [2.298#]
11  tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  manao marina tsy to>
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mandainga

Entry (2/2)19  mandaingà (lainga)
Part of speech  20  imperative of active verb mandainga
Explanations in Malagasy  [1.1]
Tables and plates  21  All the active imperatives

Anagrams  22  mandainga, mandaingà, midangana, mandainga, mandaingà, midangana

Updated on 2023/01/20