|
|
|
|

Entry 1  lainga
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
15 Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1]
Explanations in English  16 a lie [1.2, 1.7]
17 a falsehood [1.2]
Explanations in French  18 mensonge [1.3, 1.8]
19 fausse apparence
20 figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3]
Examples  21  Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38#376]
22  Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472#52]
Antonyms  23 marina
Analogs  24  fitaka.
Combinations  25  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lainga
Proverbs  26  Proverbs containing that word
Article  27 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly

Anagrams  28 angaly, lainga

Updated on 2026/04/22