Entry |
manarona
(sarona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
[1.1]
|
Explanations in English | To cover; to conceal [1.7]
|
Explanations in French | Couvrir; cacher [1.8]
|
Examples |
1 | Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
2 | Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy.
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
manarona |
Past : |
nanarona |
Future : |
hanarona |
Imperative : |
manaròna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manaròna
(sarona)
|
Part of speech | imperative of active verb manarona
|
|