|
|
|
|

Entry 1  mandrakotra
Root  2 rakotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1]
Explanations in English  9 to cover, to shelter. [1.2]
10 to cover [1.7]
Explanations in French  11 couvrir [1.8]
Examples  12  Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472#155]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrakotra

Anagrams  mandrakotra, 14 mandrokatra

Updated on 2026/04/20