| Entry (1/2) | 1 manakorontana |
| Root | 2 korontana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
9 Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to put in disorder; to push or knock things about
[1.7] |
| Explanations in French |
11 bouleverser, mettre en désordre; troubler
[1.8] |
| Examples |
12 ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[1.561#]
|
| Entry (2/2) | 13 manakorontana |
| Root | 14 korontana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb manakorontana [Full list] |
| Anagrams | manakorontana, manakorontàna |
| Updated on 2026/08/24 |
|