|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manahirana
Root  2 sahirana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
9 Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy
10 Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [1.1]
Explanations in English  11 to vex, to trouble; to annoy [1.7]
Explanations in French  12 vexer, ennuyer [1.3#558, 1.8]
13 embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3#558]
14 troubler; gêner; occuper [1.8]
Examples  15  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [2.470#159]
16  Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [2.472#37]
Analogs  17  anoin-tsarotra, 18  baodibaodika, 19  mafotaka, 20  sarotra

Entry (2/2) 21  manahirana
Root  22 sahirana
Part of speech  23  imperative of active verb manahirana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#558]

Anagrams  24 hamarinana, 25 hamiranana, manahiràna, manahirana

Updated on 2026/08/21