|
|
|
|

Entry (1/3)1  manadina (adina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
4  Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera
5  Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo? [1.1]
Explanations in English  6  to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination. [1.2]
7  to question; to give an examination [1.7]
Explanations in French  8  Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves) [1.3]
9  interroger, faire passer un examen [1.8]
Examples  10  Ka tandremo fa mety manadina izy. [2.332]
11  Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/3)16  manadìna (adina)
Part of speech  17  imperative of active verb manadina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
18  questionnez, demandez, examinez, interrogez [3.1]
Tables and plates  19  All the active imperatives

Entry (3/3)20  mañadina (hadina)
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  miarahaba [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  23  amandina, andamina, manadina, manadìna, mañadina, mandaina, mandania, mandiaña, amandina, andamina, manadina, manadìna, mañadina, mandaina, mandania, mandiaña, amandina, andamina, manadina, manadìna, mañadina, mandaina, mandania, mandiaña

Updated on 2023/01/20