|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manadala
Root  2 adala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony
9 manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny
10 mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany
11 manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [1.1]
Explanations in English  12 To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [1.2]
13 to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish [1.7]
Explanations in French  14 tromper, faire perdre la tête [1.3#2, 1.8]
15 Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser [1.3]
Examples  16  manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#]
17  Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#]
18  nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2]
19  manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2]
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manadala
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 22  manadalà
Root  23 adala
Part of speech  24  imperative of active verb manadala [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manadala, manadalà

Updated on 2026/08/14