|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamindra
Root  2 findra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
9 Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
10 Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
11 Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
12 Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
13 Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
14 Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
15 Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
Explanations in English  16 to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
17 to move; to walk (esp. of a child) [1.7]
Explanations in French  18 déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Examples  19  Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
20  Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Vocabulary  21  Motion
Combinations  22  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamindra
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 24  mamindrà
Root  25 findra
Part of speech  26  imperative of active verb mamindra [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mamindrà, mamindra, 27 mindrama

Updated on 2026/08/06