Entry |
mamana
(fana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Mikotrika atody [1.78]
|
| Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1]
|
Explanations in English | To make warm. [1.2]
|
| To heat [1.7]
|
Explanations in French | Chauffer [1.8, 1.405]
|
Examples | Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mamana |
Past : |
namana |
Future : |
hamana |
Imperative : |
mamanà |
|
|
Entry |
mamanÃ
(fana)
|
Part of speech | imperative of active verb mamana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|