Entry kongorevo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Jereo kongomaika [1.10]
 Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby [1.1]
Explanations in English Who does careless work; carelessly done [1.7]
Explanations in French Fait à la vite, bâclé (travail) [1.8]
Synonyms 

Updated on 2020/07/31