Entry mahay vava
Elementary words mahay ; vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona [1.1]
Explanations in French Bavard, indiscret, mauvaise langue [1.3]

Updated on 2023/06/18