| Entry (1/2) | 1 mahavoky |
| Root | 2voky |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in English |
4to satisfy with food.
[1.7] |
| Explanations in French |
5rassasier; être suffisant pour rassasier.
[1.8] |
| Examples |
6 Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano;
[2.499]
7 Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895] 8 Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 2 combinations of this word |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 14 Mahavoky |
| Elementary words | 15maha~, 16voky |
| Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
| Coordinates | -18.7833333+48|-20.0666667+47.05|-21.0833333+48.3833333|-21.75+47.9166667 |
| Vocabulary | 18 Geography: towns |
| Anagrams | 19 mahavoky, Mahavoky |
| Updated on 2025/11/09 |
|