Entry (1/2) | 1 maha~ |
Part of speech | 2 prefix |
Explanations in Malagasy |
3 Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1] |
Explanations in English |
4 prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am) [1.7] |
Explanations in French |
5 quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka [1.107#58] 6 préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis [1.8] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 14 maha |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Botany |
Explanations in French |
17 (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750). [Bara]
[1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2024/05/18 |