Entry | lanonana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fifaliana misy dihy sy hira ary zavamaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana [1.1] | ||
Explanations in English | An assembly of people gathered together for amusement and rejoicing on some public occasion [1.2] | ||
Feast with music and dancing [1.7] | |||
Explanations in French | Festin accompagné de musique et de danses [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Anthroponyms |
| ||
Analogs | zaika ~ anjaika ~ korana ~ fivoriana ~ firavoravoana ~ firiariavana ~ andro iray ~ andro iray toa zato ~ andro tsy maty | ||
Proverbs | Proverbs containing the word lanonana | ||
Updated on 2020/07/31 |