|
|
|
|

Entry 1  anjaika
Root  2 zaika
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [1.1]
Explanations in English  10 a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [1.2]
Explanations in French  11 réunion solennelle, réception [1.8]
Examples  12  Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529#]

Anagrams  anjaika, 13 ijakana

Updated on 2026/04/19