|
|
|
|

Entry1  kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy
Elementary words  2  kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary [1.1]

Updated on 2023/10/24