Entry |
alahady
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Andro voalohany amin'ny herinandro;
tamin'ny Ntaolo,
andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro,
tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony,
fa zokinandro ny alahady. [1.1]
|
Explanations in English | Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] [1.2]
|
| Sunday [1.7]
|
Explanations in French | Le dimanche [1.3]
|
| Dimanche [1.8, 1.5, 1.9]
|
Explanations in Italian | Domenica [1.18]
|
Explanations in German | Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag) [1.56]
|
Examples |
1 | Koa tamin'io Alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy.
[2.324]
|
2 | Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
|
Tables and plates |
|
Proverbs |
|
Entry |
Alahady
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in English | The name of the places where the markets were formerly held on that day. [1.2]
|
Explanations in French | Jadis, nom des marchés tenus le dimanche. [1.3]
|
Vocabulary |
|