|
|
|
|

Entry (1/2)1  kirìna
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny
Explanations in English  4  [1.7] obstinate
Explanations in French  5  [1.3] obstiné, entêté, tenace
6  [1.8] entêté
Root  7  kiry
Derivatives 
8  Adjectives :
Analogs  9  be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka

Entry (2/2)10  kirina
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte.
Vocabulary  13  Zoology: invertebrates

Anagrams  14  ikiran, kaniry, kinary, kirain, kirany, kirina, kirìna, nikira, rikain, rikany

Updated on 2025/04/19