Entry | 1 mikiribiby |
Root | 2 kiribiby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be obstinate in evil ways [1.7] |
Explanations in French |
6 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415#6367] 7 s'obstiner dans le mal [1.8] |
Examples |
8 Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |