|
|
|
|

Entry1  mikitroka
Root  2  kitroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny
5  Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina
6  Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana
7  Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra [1.1]
Explanations in English  8  to be thick or close together, to be obstinate
9  to gnash the teeth [1.7]
Explanations in French  10  être serré, épais; s'obstiner;
11  grincer des dents [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Synonyms  16  mikitro-nify
Compound words 

Anagrams  18  mikitroka, mikotrika

Updated on 2024/02/02