|
|
|
|

Entry (1/2)1  kianja
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
Explanations in Malagasy  4  tokotany malalaka [Tanala] [1.78]
5  Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1]
6  toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
Explanations in English  7  a public square [1.7]
Explanations in French  8  place publique [1.8]
9  lieu de rencontre [1.13]
Examples  10  Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [2.471]
11  Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472]
Compound words 
Toponyms 
Illustrations 
15 

Entry (2/2)16  Kianja
Elementary words  17  kianja
Part of speech  18  name (toponym)
Vocabulary  19  Geography: towns
Tables and plates  20  Full list

Anagrams  21  anjika, Ikanja, kajina, Kianja, kianja, kijana, anjika, Ikanja, kajina, Kianja, kianja, kijana

Updated on 2020/07/31