|
|
|
|

Entry1  kapa tokana
Elementary words  2  kapa, tokana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1]
Explanations in English  5  (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2]

Updated on 2024/08/17